|
|
|
|

Teny iditra1 ranomody
Singan-teny  2rano, 3mody
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Rano mitambolimbolina amin' ny renirano ka mety hahafaty ny olona milomano voasangodina ao anatiny [1.1]
6 rano miherina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 [rano mody] A whirlpool, an eddy of water. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 eau tourbillonante [1.13]

Fivaditsoratra  9 amondroy, 10 mirodona, mirodòna, 11 ranomody

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03